Imprimer

Voanjo amin'ny akorany- 10mn dia masaka

Par Zagasy
https://cuisine.land/ndao-hisakafo/3254-recette-voanjo-amin-ny-akorany-10mn-dia-masaka.html

Goûter Apero

Ingrédients :

Voanjo amin'ny akorany

Préparation :

Tsotra dia tsotra,

-Hafanaina 200° ny lafaoro (afo ambony sy ambany),

-aveo ampidirina ilay voanjo (ahena 125° ny hafanàna mba tsy ho may avy hatrany)

-Endrasana eo amin'ny 5-7 mn eo dia esorina

- endrasana mangatsiaka dia voasana